Ny sambokelinay etý Mitety ranobe, Misononoka ho ery An-dafin'ony be (in-3) Misononoka ho ery, sns. Ny rivo-doza tsy hanjo, Fa Jeso aminay; Ny alondrano mankato Ilay maherinay (in-3) Ny alondrano mankato, ..sns. Mamaky onja izahay Fa tsy ho faty eo ; Ny fitodian-tsambonay, He ! tazanay izao (in-3) Ny fitodian-tsambonay, ..sns. Irinay ny ho tonga ao Hilaozanay ity ; Mitsena anay tokoa izao Ny zokinay ary (in-3) Mitsena anay tokoa izao, ..snsىزگى قۇداي، ساعان راقمەت! Uwielbiamy Twe imię Вземи Ýene Söýgi, ýene güýç Dnes výzva letí شُهرات سانگا آسمانداقی آتامیز gǎn ēn de lèi shuǐ Взгляни вокруг - какая красота dkẖlt ạlbyt О Отец и Сын
Song not available - connect to internet to try again?