Ny sento ajanòny Ry malahelo ô ! Ka aza misy intsony Izay hamoy fo ! Fa indro ny Mpamonjy Dia eo anilanao, Ka tonga mba hamonjy Sy hitondra anao. Jesosy no nitory Ny teny soa re, Ny rera-po sy ory Antsoiny mba handre ; Minoa fa ny ota Dia voavelany, Sakaizan'ny mpanota No anarany. Miposaka ny taona Ankasitrahana, Ka be ny voataona Am-pitiavana. Hevero, ry mahantra, Izay anjaranao ! Jesosy be fiantra No Mpamonjinao.yạ sndy wʿzy wfkẖry Cesta s Ježišom Чи лозим аст медиҳӣ تەڭىردى داڭقتايمىن Ry Tompo Izay nanangona Jak zní mile jméno Ježíš Na svadbu sa ponáhľajme Беним калбим, Раб'бин севгиси Йюреими сардъ йине Буюк Тангрим оламга қарасам мен و، قۇداي يەم، وزىڭە مەن باسىمدى يەم
Song not available - connect to internet to try again?