Ny tany sy ny lanitra tsy manam-petra Hiaraka amin'ny mino rehetra Manaiky fa Jeso no aina hamonjy Ny olona ory izay mila vonjy. Na dia manenjika ahy ny ratsy, Tsy lany ny hery, fa Jeso manampy Dia Izy no tanako mafy tokoa, Ka tsy ialako, fa Tompo Tsitoha. Jesosy Sakaizako dia miahy Ny Azy, ka afaka ny ahiahy, Ny fo malahelo ovany ho faly, Ka tretrika indray ireo olo- mijaly. Jesosy fidiko ho Tompo tokoa, Efaiko ny asa sy hevitra soa, Izay halan'ny Tompo tsy tiako intsony, Ka tena iraisako tsara any fony. Izay tanako mafy sy mamy hambara Rehefa ho faty, ka tonga ny anjara : Jesosy, Jesosy irery ihany No aina, harena tsy mety ho lany.Буюк бахт дунёга Оллох назари أنا خايف Bellas Palabras De Vida ЧАЛЫЫ НАЗЫН يا رب يا واحة وراحة Сізді сүйем Ach, milý Pane, v tomto smutnom čase أوتار العود Takk for Golgata wqt ạlsẖdẗ bwsṭ ạlḍyq
Song not available - connect to internet to try again?