Ny tenin'ny Baibolinao Jehovah, Fanilo manazava anay ety, Manoro koa ny lalam-pamonjena, Hizoranay ho tonga soa ary, Ry boky mpanasoa anay (Baiboly soa) Baibolim-pamonjena Harena sy fanananay (Harena sy) Fanananay tsy azom-bolamena. Ny Tenin'ny Baibolinao Jehovah, Dia sabatra entinay mandresy koa, Koa tsy ho resin'ny fakam-panahy, Ny manana ny Teny mahasoa. Ny Tenin'ny Baibolinao Jehovah, Dia mofon'aina ivelomanay, Sakafo mahatanjaka ny saina, Vatsim-panahy mandrakizay. Isaoranay, isaoranay Jehovah, Fa lovanay ny Baiboly soa, Hahaizanay mamantatra mazava, Ny Fitiavanao anay tokoa.О златний ден Nyanyikanlah Nyanyian Baru يا خاطي اعرف طريقك Чёрная стрела Když zvolna slunce zapadá fy ạlạ̉ʿmạq БҮТҮН СӘМА 17 Track 17 Ježiš je živý Шаг два в небеса
Song not available - connect to internet to try again?