Ny teninao ry Tompo ô, Dia ranon'aina soa, Izay mahalonaka ny fo Mangetana tokoa, Jereo ny tanimbolinao, Fa tena mila io, Ho feno voa ho Anao Hatramin'ny anio Ny teninao dia sabatra Maranitra tokoa, Mitsara sy mamantatra Ny fonay sy ny voa. Hetseho izao tontolo izao Handray ny teninao, O, asehoy ny herinao, Hamorona aim-baovao. Ny teninao izay tokinay Fanilon-dianay, Noraisinay ho lovanay Sy fifalianay. Ampianaro izahay Hanoa ny didinao, Ataovy izay hitiavanay Ny teny masinao.Venim la Tine Doamne Gdy wpatruję się w Twą świętą twarz Môj život už nie je prázdna loď На холме высоком на краю села الله أحبه للإنسان 感恩 Силерге каалап бакыт مەن گۇناھكارمەن İyi Çobanım În fața Ta Isuse un bulgăr de pământ eu sunt
Song not available - connect to internet to try again?