Ny teny masinao, Jehovah Tompo ô ! Nampanoratinao Ireo mpanomponao, Dia tiako ka tanako, Ho lova sy fananako. Ny teny masinao, Izay noteneninao Milaza amiko Ny hasoavanao ; Izay harena atolotrao Ho entiko hidera Anao. Ny teny masinao, Andriamanitra ô ! Maneho ny fitia Nataon'ny Zanakao, Izay maty tany Kalvary, Hamonjy ny mpanota etý. Ny teny masinao, No mampianatra Ny saiko tsy mahay Mba hahafantatra Ny zavatra miafina Izay momba ny hasoavanao. Ny teny masinao, Dia tsy mba mety lo ; Izay ambarany Tsy misy tsy ho to. Na levona aza ka tsy ao Izao rehetra àry 'zao.Всего себя Тебе отдаю اي۔االامدى، جەر جۉزۉن Vyvyšuji Tebe, Pane Исус дойде изгубени да търси Departe intr-o iesle, în paie ascuns hū qiú ā bà เราสรรเสริญพระองค์บนบัลลังก์ LAM KA HMUHSAK Krisztus enyém 关上窗
Song not available - connect to internet to try again?