Ny teny masinao Torina hatrizao ; Maharitra tsy lo, Mamabo izany fo, Fa marina ka tianay Hiainana mandrakizay. Ny teny masinao Mitondra herivao, Mandrava ny manjo Ireo izay ory fo ; Ka mendrika ho tanana Anaty, ho fananana. Ny teny masinao Dia tsy mba mankaleo ; Fa hery velona Mamelombelona ; Ka satrinay ho re indray Ry Andriananaharinay. Ny teny masinao No feo manorina ; Ny teny masinao, No feo manarina Ka tianay hanenika Ny tany sy ny lanitra.و، قۇداي سەن دەگەن جاقسى تعليق 1 Il n'y a vraiment personne comme Jésus Ҝəзирдим дүнјада Рəбдəн хəбəрсиз Dzień się nachylił, słońca blask już zgasi ใกล้จะสิ้นยุค كلنا كده Хузурунда Дурмак Grande est ta fidélité Я вижу Иисуса
Song not available - connect to internet to try again?