Ny teny sy Fanahinao, Ry Ray, mba avelao Handroso tsara, hanavao Izao tontolo izao. Mitombo, mihabe Ny ratsy izao, odrey ! Fa vitsy ny mpanomponao Izay ifalianao. Vonjeo, ry Jesosy ô ! Ny Fiangonanao, Fa misy marobe izao Izay mody olonao, Anefa tsy manao Izay tena sitrakao. O, ry Mpanjaka lehibe ! Mba mamonje anie. Fanahy ô ! mba raisonao Izay vavakay izao ; Ny fonay mba havaozinao, Ny maso hazavao, Hahafantaranay Izay alehanay, Mba hamoazanay izao Izay voa tianao.Ty mi dávaš nohy jeleníc Jeg har hørt om et land Tchnij moc nʿly ạlhtạf Pris vår Gud Cristo es el que murió y el que resucitó О'нун Адъ Раб Сколько в мире чудес Tobě patří chvála KALVARY LEI PANH IN
Song not available - connect to internet to try again?