Ny Tompo, raha vao nanao Veloma ny tatý, Namela ny Mpananatra Ho arony. Dia tonga Izy hanome Ny hery mahasoa, Dia hery fanadiovana Ny fo tokoa. Malemy ny fibitsiny, Kanefa mora re, Mahazo fiononana Izay mandre. Tsinjovy, ry Fanahy ô ! Ka iantrao izahay ; Amboary ho tempolinao Ny tenanay.See Amid the Winter's Snow نحن بنو الآب الرحيم T'rang Paskah Berseri Baba, Senin Sevgin V radostnom srdci يا م ر ي م ثناء الآب Re dei re ТИ СИ МОЙ БОГ К водам живым поспешите
Song not available - connect to internet to try again?