Ny tranon'ny Raiko, trano madio, Tsy misy mahory na zava- manjo ; Avia, ry malahelo, hankao, Mizora, fa Izy hampiditra anao ! // Sambatra re izay tonga ao // // Faly tokoa // Izay tafiditra ao. Mandalo izao fiainana izao, Ka aza sondriana atý hianao ; Ny ratsy izay mitaona reseo, Ny any an-danitra no mba irio ! // Sambatra re, ..sns // He, ao no ho hitantsika tokoa Ny tavan'Ilay Zanakondry madio ; Ny mpino tetý no efa ao koa, Maniry hihaona amintsika tokoa, // Sambatra re, ..sns // Tsy misy manjo izay afa- mankao, Na andro mahory hitseran'ny fo ; Fa any tsy misy alina koa, Tanàna mazava, fonenana soa, // Sambatra re, ..sns // Ny mino rehetra ory tetý Tafakatra any ka faly tokoa, Mihira ny famonjen'i Jeso, Midera ny fiandrianan'ny Ray. // Sambatra re, ..sns //Ich weiss dass mein Erlöser lebt fy mrkb ṣgẖyrẗ МӘНИМ ХОШБӘХТЛИЈИМ СӘНИН ӘЛИНДӘ يارب أنا بجيلك Все мечты и все желания Only Trust Him Шатланың باركنا في الخدمة ạ̉nạ ạlly dạymạ bạtnsy tiān fù a wǒ xiàn zài xiàng nǐ guì xià
Song not available - connect to internet to try again?