Ny ondry mania no maneho anio ,Zao fanekena sy voady izao Nandinika ny zava-bita, Jesoa Tsy mendrika hanatona Anao Kanefa tsaroako ny fitiavanao Hamonjy ity mpanomponao 'Lay Teny mahery mananatra Nampiova ny foko torovana 'Lay Fanahy Masina inoako Hampianatra sy hanadio Ny hoaviko apetrako eo Aminao Izany no voadiko izaoDielo You Spread Out the Skies Slyš, Otče, prosby hlas Her Şey O'nun İçin Открой твоё сердце Иисусу ṭlbtk Boh ťa miluje, aj ja ťa milujem .. خبرني شو بدك مني Бен кутсалъм Кутсал олан mḥbẗ ạllh smt
Song not available - connect to internet to try again?