Raha itodihana ireo andro lasa Dia hita taratra ao Ny fitantananao Ny Tananao mahery Miaro lalandava Ka ny voninahitra No mendrika Anao Fiv. Ny dera sy laza Ary fihobiana Ny haja avo indrindra Atolotra Anao Ry Tompo ô! ry Tompo ô! Ny mpanomponao Miara-manandra-peo Hankalaza anao Ny Famindramponao Tsy tratry ny saina Ary ny fitiavanao Tsy hay tantaraina Manerana ny tany Ny Hasoavanao Ka ny Voninahitra No mendrika Anao.xī biān yǒu tiáo fā guāng de lù Je stále prítomná Аспанда бір қала бар Rab İsa Eşsiz Bir Dosttur مجداً لاسمك Con la gioia nel cuor Jikalau Kristus Penolongku Być w domu! Инсон фақат нон билан яшамас Zaila'n Awi Hitiu
Song not available - connect to internet to try again?