O, lanitra! O, tany masina! Raha tapitra ny asanay, dia ravo aminao. Ny mandanao no hitanay, sy vavahady soa; ny lalam-bolamena koa no hodiavinay. Fonena-mahasambatra, tsy misy heloka. Ny làlana mahazo ao no mba hizorako. O, lanitra! O, tany masina! Nahoana ny ho faty re no hatahorako? Ny lanitra honenako mandrakizay doria. O, lanitra! fonena-masina! O, lanitra! ny dianay havitrika ho tonga aminao. O, lanitra! ho tonga aminao.ىر ىرداپ، توسۇپ چىعىپ O Come Let Us Adore Him Любовь не может без ответа yạ sydy hạ ạ̉nạ ậty ạ̹lyk Алелуя, алелуя, алелуя, лелуя! Nech znie Ježiš dẖạk ạldẖy yʿṭy fạḍ qlby Przedwieczne Twe Słowo Paix, paix parfaite
Song not available - connect to internet to try again?