O, mamiratra fatratra erý Irony kintana tazana etý, Ka manainga ny foko hankao Amin-tranon'ny Raiko izao, Raiko ô, mba vohay Aho hiditra ao Aminao ! Raiko ô, mba vohay Fa iriko ny honina ao ! Feno ota ny tany atý ; Tsy mba misy izany arý, Tena masina ireo mponina ao, Ka mifaly mijery anao. Raiko ô, mba vohay, ..sns. O, fonenana mamiko re ; Fa Jesosy nirina elabe, Sady aina iainako izao, No miandry hndray ahy ao, Raiko ô, mba vohay, ..sns. Mba tsilovy ny lalako izao, Ry Fanahy Mpitarika ô, Hahitako ny tranon'ny Ray Hovantaniko rahatrizay, Raiko ô, mba vohay, ..sns.Jesus ble født i en stall Bütün düşüncemi sana getirdim İsa lmạ bbṣ ḥwạlyạ Stringimi a te Víš, kdo mne vede za ruku Mənim üçün qızıldan da baha Herraa hyvää kiittäkää اسمانداعى قۇداي Та Адислаач خليني أقدر أبوتك
Song not available - connect to internet to try again?