O ! mandrosoa mba ho tena mpandresy, Dia mazotoa, miasà, mitomboa // Raiso ny tsara, ka roahy ny ratsy Ka matokia an'i Jeso tokoa // O ! mandrese, ny finoana tano, Na dia mafana ny ady hatao, // Ny fandresena homena ny mino Azy ny herin'ny Tompo izao // Mba matokia ny hery tsy hita Izay voatahirin'ny Ray ho anao, // Ka voatolotra tao Gologota Mba ho antsika rehetra izao //ەڭ الدىمەن قۇدايدىڭ بناديك تعالَ Воспряньте воспойте ликуйте Sercem radosnym śpiewać dziś będę Voi pierduţi cu sarcini grele Печаль и слёзы Jésus sort de la tombe Эй мӯъминон, ин навид бишнавед, гиред умед Ce bine-i lângă Dumnezeu Лучше уповать на Господа
Song not available - connect to internet to try again?