O ! mandrosoa, ry mpanaraton'i Jeso, Izay no baiko azontsika, ka mandrosoa ; Jesosy Tompo no mibaiko, mandrosoa : Raiso ka arotsahy ny haratonao. Miaingà, namako ô ! Jeso no mibaiko Mandrosoa, mandrosoa, mandrosoa tokoa ; Aza kivy koa, na dia tsy mahazo : Mandrosoa amin'ny lalina kokoa. O ! mandrosoa, ry mpanaraton'i Jeso, Saina mora kivy aoka ho lavinao ; Ny mora kivy dia hanenina tokoa ; Raiso ka arotsahy ny haratonao. Miaingà, ..sns. O ! mandrosoa, ry mpanaraton'i Jeso, Mbola ao ny hazandrano ho azonao ; Tsy azonao anio, ampitso mandrosoa, Raiso ka arotsahy ny haratonao. Miaingà, ..sns. Mba mitoera, Jeso ao an-tsambonay Mba ho renay lalandava ny teninao ; Ny baikonao, ry Tompo, hankatoavinay Ka harotsakay izao ny haratonay. Miaingà, ..sns.Chcem z Tvojej živej vody piť يا أبونا ياللي في السما Levetem a régi embert Už slávneho dňa jasná РАБ ИЧИН ОЛАНАКСЪЗ БИР ШЕЙ ВАР МЪ ماداقتالسىن ٴتاڭىردىڭ ەسىمى Ела при олтара bqạly ktyr С вечных чертогов Спаситель пришел Creo en la Biblia
Song not available - connect to internet to try again?