O! mba minoa an'i Jesosy Tompo O! mba minoa, ô! mba minoa Ka maneke ny famonjena re! O! Avia maneke. 'Zay mino Azy izao Zay manana Azy izao Tena sambatra, ao an-danitra Jeso no làlana Fahamarinana, Ary koa fiainana O! maneke an'i Jesosy Tompo O! maneke. O! maneke. Ka mba mandraisa azy ao am-po O! avia maneke O! miderà an'i Jesosy Tompo O! miderà. O! miderà Fa lehibe ny vonjy azo re! O! avia mideràNella casa del Signore Чънлъйор Доруларън Чадърларъ Күмеде доглан Чага خليني كاتب متعلم Пусть звучит хвала ạ̉nạ lyk Duchu Święty przyjdź Ыйса жеңип чыкты В моей жизни Дух Святой я жду Тебя
Song not available - connect to internet to try again?