O ! miasà, sakaiza, Jeso no herinao ; Na misy mafy aza, Izy tsy handao. Dia matokia tokoa, Fa Jeso momba anao, Ka hisy vokan-tsoa Hifalianao. Maro ny andro lasa Izay tsy nanaovanao, Ka mbola be ny asa Izay tsy vitanao, Koa dia mitsangàna, Hanao tokoa izao, Hahavitanao tsara Ny anjaranao. Indro fa mihariva, Fohy ny andronao ; Moa tsy mba fantatrao va Ka tsy hitanao ? Eny, fa manakaiky Jeso Mpitsara re, Ary efa 'mby akaiky Ny hodianao. Rehefa tonga Jeso, Tompon'ny asanao, Ary hamaly soa Ny mpiasany. Mandrakizay doria No hifalianao, Raha mpanompo tsara Mahatoky e !First Love (feat. Luke Taylor) bạsmk yạ rby Spasiteľu, čuj náš hlas C'est parce que je t'aime Գոհ եմ, Տեր Коли твоє серце від мук заболить wǒ yǐ nǐ de lǜ lì wèi shī gē Kristus Pán vstal z mŕtvych yswʿ ạsmk ʿjyb Uitstap: Op U Woord
Song not available - connect to internet to try again?