O! mihobia, fa teraka Jesosy Tompo, Zanaka, Mesia nantenaina, Mpamonjy sitraky ny Ray Ho avotra mandrakizay, Ka mendri-koderaina ! Renao izao Ny anjely mampiely Teny soa : Kristy teraka tokoa ! He ! tonga ny Mpanavotra Hanafaka ny tahotra Mamatotra ny tany, Mitondra fiadanana, Ka tena mampihavana Ny lanitra aman-tany. Indro tonga Ny Mpamonjy mahavonjy Ny mpanota, Ka manaisotra ny ota. Omeo voninahitra Ny Ray, Andriamanitra, Izay Tompom-pamonjena ! Ny Zanaka no raisonao, Fa fananganana anao Ny lova dia homena, Amen, Amen ! Teny soa mamy koa, Isika lavo koa, Tonga zanaky ny Avo !Не рань любовь Ուրախանանք Եւ Ցնծանք Seni Severim, Severim Лучший Друг Peuples, venez في مذود البقر Reb ebedi höküm sürer.. Свет Твоего лица Քո Բույրն եմ Ես Շնչում Dio tiene il mondo
Song not available - connect to internet to try again?