O! mihobia, ry vahoaka any Ziona! Fa indro, ny Masina Jehovah Mpanavotra, Mitsangan-kitahy eo afovoanareo, Hahatsara an'i Ziona mba ho tany hiadananareo. Sambatra ao Ziona fonenanareo. Endre, ny tranom¬panjakana ao Ziona! Izahao. Hotantaraina hatramin'ny farany, samy hahare izay taranakareo. O! mihobia, ry vahoaka any zona! Fa indro, Jehovah eo afovoanareo.زمن افتقادك قرب Anjir bargi quriganda ham Akokoľvek zarmútený ạ̉nạ mlkk The Day Of The Lord يا عدرا صورتك Гэртээ бүгд бүжиглэн дуулъя To na čom staviaš svoj život Veseľte sa, veriaci Масеҳ маҳбубам, Масеҳ аст дӯстам
Song not available - connect to internet to try again?