O, rankizy izay mivory, Mba derao ny Tompo soa, Ka ny fonao atolory, Ny fanahy, tena koa // Mba venteso re ny hira, Ka derao ny Tomponao // O, ry Tompo be fitia, Mba henoy ny zanakao ; Fa miantso hoe : Avia ! Manatreha anay izao ! // Izay hataonay re tahio Ho madio sy masina // Mba tolory fahendrena Izahay madinikao, Ka omeo ny famonjena Hifikirana aminao ; // O, tarihonao ny dia Hahitana Anao, ry Ray ! // He, ny fonay manontolo, Izay mangetaheta re, Dia atolotray daholo, Aza dia lavina e ! // Mba onenonao ny fonay Ho Anao mandrakizay //Sakit bir axşamda mən diz çökdüm مش ممكن يرتاح قلبك Как хорошо Иисус когда Ты рядом Полыхает память вся былинкою Саваоф ạ̉rsl ạ̉mṭạrk fktẖrẗu ạlḥrbi lnạ Gel Rab Շատ եմ սիրում ես Հիսուսին Tanrımız iyidir
Song not available - connect to internet to try again?