O, Ray, jereo ny zanakao Mivavaka Aminao ! Henoy ny fitarainanay Izay atao izao. O, Ray, vonjeo ny zanakao Fa osa izahay ; Ny tananao no herinay, Handresy izahay. O, Ray, tahio ny Zanakao ! Ny soa Aminao ; Ka arotsahy aminay Ny fitahianao. O, Ray, misaotra Anao izahay ! Ka dera no atao ; Ny soa azonay atý Isaoranay Anao. O, Ray, vahiny izahay ! Tsy taninay ity ! Ka raha hody raisonao Ho Aminao arý.Bütün Gücümle Seni İzlerim Pane, ty nám dávaš hojne Ааламды жараткан улуу, күчтүү Кудай Nad tebou bdie tvoj Pán Семя жизни Рождество пришло Dəvət etmişdir Ata səni, məni, hamını ALLAHIM XOŞBƏXTƏM ạ̉nạ ạ̉ktr wạḥd Davut'un Duası (Topluluğu Uyarlanmış)
Song not available - connect to internet to try again?