O ! Ray Malala, asehoy Ny hasoavanao ; Sasao ho afa-keloka Izahay ho zanakao ; Ho mafy ny fiezakay Handia ny lalanao Tsy hisy hijanonanay Raha tsy an-tranonao. O ! Ray Malala, mba henoy Ny feonay zanakao ; Tantano ao an-dalana Hankany Aminao ; Ho mafy ....sns. O ! Ray Malala, hitanao Ny hasambaranay ; Ny avotr'ain'ny Zanakao No itokianay ; Ho mafy ....sns.اسمعني واثق Ангел хранитель ạlrb hw ʿznạ qlb ḥjr Час Господа прославляти Անվերջ Ալելույա Maranatha Tonga ny hariva 无怨无悔
Song not available - connect to internet to try again?