O ! ry Fanahin'ny Ray ao ambony Andriamanitra mandrakizay, Aza avela hisaraka intsony Ny olo-mino, fa aoka hiray ; Taomy ho an'i Jesosy Mpamonjy Ny mbola maizina ka hazavao, Hahafantarany tsar any vonjy, Dia ho faly ny mino Anao. O ! ry Mpiantoka ny famonjena, Azo ny antoka tsara izao ; Tonga ny iraka be fahendrena Mba hanambara ny sitraponao, Ka ny lelafo noraisin'ny mino Sy ny fiteniny tonga vaovao Dia nahagaga, ka tena nampino Olona maro hanaraka Anao. Ry Mpampionona ô ! mba sitrano Fa voaratran'ny ota izahay ; Ka izay ory mba ampiadano, Ny malahelo falio indray ! O, mba ovaonao tokoa ny sainay, Taomy ka ampahareto ny fo ; Ka raha ory, arovy ny ainay, Mba tsy hafoinay intsony ny to !Kiež viac Ťa milujem, viac lásky len, daj mi, môj Ježiši, na každý deň! Z lásky večnej Tvojej daj duši studenej Isus viata noastra noi pe Tine te slavim Alkışla Rab'bin Halkı ạ̉wl mạ bạndh Kimdir Biri kakýar Dotkni sa НЯМА КАТО БОГ Iysa, qımbatlısań maǵan Gdy Ciebie widzę, Jezu mój مين رايح يفصلني عنك
Song not available - connect to internet to try again?