O, ry Jesosy, ny Anaranao Manatsika ahy izao hanatona, Hanolotra ny foko ho Anao, Mpamonjy tia sy Mpamelona. Manatona aho, ka miondrika Hanoroka ny tongo-masinao ; Izaho olona tsy mendrika, Ka mba havaozy, Tompo, ho Anao ! Antsoiko isan-andro Hianao Ry Toky tsara mahafatra-po, Ka amin'ny Anara-masinao No anankinako izay hanjo. Raha io no entiko mangataka, Hisokatra amiko ny lanitra, Ka dia ho azoko malalaka Ny zava-tsoa izay maharitra. Mamirifiry izao tontolo izao Tsy misy tena fitsaharana ; Fa fiereko ny Anaranao Ka ahitako fiadanana. O, ry Anaran'i Jesosiko, Ry Paradisa atý an-tany ô ! Ry voninkazo mampifaly fo ! Ry tohan'aina ao an-dalako. Iriko andro aman-alina Ny hanana Anao ho ao am-po, Ho Tokiko raha mbola velona Sy amin'ny hahafatesako. NY FIVORIAN'NY TANORAلايىقسىڭ Vráť sa, dieťa Bože, hriechy vyznávame İsa, İsa, Dirilmiş, Yüce Mesihsin من أنا لأصير 主的看顾 Aspandaǵy Qudaı Ákemiz Himak a̱ sai on okhlilit taiyaha Rabbim qoya Աննման Իմ Տեր
Song not available - connect to internet to try again?