O! ry mino, ô! henoy Fa miantso anao Jesô Miantso anao Izy mba Hiara-miasa Aminy Tsy ny hafa fa ianao Tsy ny ampitso fa izao Miandry anao Jesô tia Hanambara ny Asany Tadidio fa avotr'aina anie Ny asa izay omen'ny Tompo anao Tadidio fa i Kristy Dia nanefa ny Asany Fa ny anao no mbola miandry ao ! Moa ve nosaininao Raha toa ianao mandà Aina anie no an-tananao Aina fa tsy kilalao Fahafatesana, satria Fahaverezana doria No miandry ny olona Raha tsy miasa ianaoSalmo 150 Ей Аллах, Беним Аллахъм اسمان تىرەيت توولورۇ قىرعىزىمدىن Ježiša kto má rád Мы свет для этого мира Иман еттим сана Раб ىيىق جازۇۇ بىزگە كەڭەش بەرەت Proč zvykli jsme si snadno žít a málo pře-mýšlet, oč v budoucnosti má nám jít, a jak se změnil svět? атеш гиби золуклар гьордюм Marhamat va Hurmat
Song not available - connect to internet to try again?