O, ry mpanota, aza mandà, Jeso miantso, ka miovà ; Mba manatòna Azy izao, Izy hamonjy anao. He, mivoha izao ny lanitra, Ry mpirenireny lavitra ; Indro Jesosy, Izy no ao ; Aiza no hisy anao ? Be ahiahy va hianao No tsy mandroso faingana izao ? Dia tapaho ny hevitrao, Ka miovà hatrizao. He, mivoha ..sns. Mba miverena re hatrizao, Ka hararaoty ny andronao, Fa ny atý ho simba sy lao, Ka mba modia izao. He, mivoha ..sns.Ascultă glasul ce te cheamă ربي حبيبي ليك بصلي Bambelela Чин юракдан Худога шукр дейман Ey mening moʻmin xalkim (1) Танръ Бизде Еткин ạ̉smk dhn mhrạq ạ̹tạ̉kẖrt ʿlyk yạyswʿ rsẖ rsẖ rsẖ Sa’annan Matuƙa Za Ta Zo
Song not available - connect to internet to try again?