O ry Raiko izay malala, Tonga aho zanakao, Izay nania, fa adala, Ka mifona Aminao ; Mamelà ny fahotako Teo anatrehanao ; Ary ny fahadalako Aza mba heverinao ! He, izaho nanantena Izao fiainana izao, Ka nandà ny famonjena, Izay lazain'ny teninao ; Kanjo hitako tokoa, Fa izao tontolo izao Tsy mba manan-java-tsoa Hampiadana ny fo. Enga aho, izay mahantra, Mba ho isan'ny Anao ; Hianao ry Ray Mpiantra, Miantrà ny zanakao, Ary nohon'ny Mpamonjy, Izay nanavotra ahy re, Raiso aho ho tra-bonjy, Ha Anao, ry Ray ! Amen !Zacheusz О КОЛКО ЧУДНА БЛАГОДАТ Маятник часов считает время ان سرت فى وادى الوهيم خالقي JESUS, BELOVED OF MY HEART حولت نوحي shén yuè nà de xǐ nián Il volo delle aquile Qudratli Xudo
Song not available - connect to internet to try again?