O, ry Raiko Izay Mpandahatra ! Vatofantsika mafonja ! Aminao no mifahatra Itony foko safotra onja, Ry Tsitoha, ô ! mijere ! // Ry Mpamonjy ô ! Mamonje ! // He manonja mafy loatra Itony fiainako voafofo Toa dia diso tafahoatra Ireo akaso izay milofo, Ry Tsitoha, ..sns. Nefa kosa tsy mamoy ! Izany foko manantena ! Fa ny masonao manjohy, Iandrandrako famonjena Ry Tsitoha, ..sns.Слез над мен, Святи Душе تحية بنحييكن The Everlasting АЛЕЛУЯ! ИСУС ПОБЕДИТЕЛ СИ! Hvilken venn vi har i Jesus rbnạ kẖlq ạldnyạ Сак-сок Месихле джармаха герилдим بروحك اغمرني gẖny qwlhạ fy kl mkạn
Song not available - connect to internet to try again?