O, ry Rain'ny fahazavana tsy milentika ! Avy izahay mitondra ny fisaorana ; Aloky ny fasanay no nipetrahanay, Nefa andro no nasolonao ny alinay. Enga ka handroso tsara ny mazava e, Mba ho fantatray tokoa Ilay manoa hoe : « Izaho no fahazavan'izao tontolo izao ». Hanazava sy hanitsy izay alehanao. Ny Fitarikandron'aina efa hita re, Manazava na ny kely na ny lehibe. Mahasoa, mahahendry, mahasambatra, Ka akory re ny andro izay hiposaka ! Mitsangàna, ry Ziona, ka mihazavà ! Voninahitry ny Tompo no miposaka ; Atopazy manodidina ny masonao. Ny haren'ny firenena tonga aminao.Poď k trónu Božej milosti! hnsyb ạldnyạ نشتهي ربنا كيف أنسى క్షణికమైన బ్రతుకుమైన Ti amo ti amo msyḥy llạ̉rḍ jyt يسوع البطل Батьки мої НӘ ҜӨЗӘЛДИР ИМАН ЕТМӘК
Song not available - connect to internet to try again?