O ! tahio ny havanay re Izay handeha lavitra ; Be tokoa ny alahelo Noho ny fisarahana ; // Manatreha // Izao veloma atao izao. Mba sakanonao ny loza Tsy hamely azy izao, Raha misy mampahosa, Asehoy ny herinao ; // Mba tantano // Tsy hisaraka aminao. Aoka mba ho tonga soa, Tsy ho azon-tsampona ; Aoka mba hampodina Eto aminay indray, // Ka hisaotra // Noho ny fivimbinanao.As With Gladness Men of Old Рождественская ночь Твердо я верю! İşte Burada Eğilirim Поток с дарами Бог льет над нами Atıńdı alǵıslayman وداع للحزن Господь Ты мой свет и спасение моё Я хочу увидеть город в вышине
Song not available - connect to internet to try again?