Oram-be mivatravatra, Arotsahy, Tompo ô ! Fa mangetaheta loatra Izahay mpanompona. O ! valio, O ! valio, Mitaraina ka valio. He ! malazo re ny voly Izay maniry tsy mamoa ; Nefa raha omenao aina, Dia ho vokatra tokoa. O ! vangio, O ! vangio, Sao dia maty, ka vonjeo. Tovy eto, ry Mpamonjy ! Izay nambara fahizay, Ka iraho ny Fanahy Amin-kery lehibe. O ! henoy, O ! henoy, Ka valio ny vavakay. He ! toa kivy ka manahy Izahay mpiasanao ; Aza ela, ry Fanahy ! Asehoy ny herinao. O ! avia, O ! avia, Misehoa, Fanahy ô !Müjde Bu: Rab Yahshilik qil استجيب Pada Pagi Ini Yang Cerah ალელუია იესო აგამაღლებთ قاراڭعىعا تۉشكۅن جارىعىم سەنسىڭ ربي ما أعظمك BAWIPA, NA PENNAK KA DUH أنا عصفور صداح Его имя выше всех
Song not available - connect to internet to try again?