Paradisako ry Jeso, Fifaliako Hianao ; Lanitry ny foko eto Sy Edenako vaovao ! Paradisa soan'ny foko Eto an-tany Hianao ; Eny, fanaperan-tsoako Ao an-danitra vaovao. Volafotsy, volamena, Vatosoako Hianao. Zava-tsoako sy harena Miafina ao an-danitra ao. Paradisa ..sns. Zo sy hajako tokoa Hianao Mpanavotro. Haingo sarobidy koa, Satro-boninahitro. Paradisa ..sns. Zavatra rehetra ho ahy Hianao, ry Jeso tia ; Fianinan'ny fanahy, Fiadanako doria. Paradisa ..sns.Matteo 25 Quando chiamo Gesù Очи Твои yswʿ ạ̉smh ʿjyb In aceasta ora Doamne te rugam Peuple de la terre Boże, z Twoich rąk żyjemy وجميع الذين لمسوه Это ж надо так было влюбиться Gib mir Liebe ins Herz, lass mich leuchten
Song not available - connect to internet to try again?