Raha afaka entana aho atý Ka tody any an-danitra arý, Ny hanakaiky Ilay Tompo tia No hifaliako mandrakizay. Satriko re ny hanome Saotra tokoa eran'ny fo An'Ilay maty fa velona indray, Hatrehiko ao anilan'ny Ray. 'Ndrey ny haren'izao antrany izao ! Izay handovako ilay tany vaovao ! Fa ny hahita ny tavany ao No hiadanako mandrakizay. Satriko re ..sns. Hava-malala hihaonako ao, Hobin-tra-bonjy hiaraha- manao ; Mamy indrindra anefa izao ; Kristy hatrehiko mandrakizay. Satriko re ..sns.Riemuin Jumalalle laula Dans ta main 我是一个小孩 اشتیاق دل The Great I Am Если ты в пути помни Я с тобой PROFUNDO É O AMOR DO PAI В Господнем Свете, в Его присутствии Ta parole d'age en age Oh! qui soutiendra ma faiblesse
Song not available - connect to internet to try again?