Raha Jehovah no Mpiandry Tsy mba hisy mampahory Ahi-maitso no handriana Ny fanahy velombelona Eny, tsy hanahy akory Lala-marina itondrany Lalan-tsambatra (Sambatra ifaliana) Raha Jehovah no Mpiandry (Tsy mba hisy) Tsy mba misy 'zay mampahory Ahi-maitso no handriako (Ranon'aina hosotroiko) Ranon'aina hosotroiko Ny fanahiko hovelominy (Miasa izy) Miasa lzy tsy mba matory Lala-marina itondrany Tsy ho foiko Ny aloky ny fasana aza Tsy ho tazantsika intsony Tsy hatahotra ny loza aho (Izy no mihazona ahy) Tsorakazo nitondrany Sy ny tehiny any ambony No manolotra ny toky Ny fanahiko (Toky ny fanahiko) Raha Jehovah no Mpiandry, sns... Eo imasom-pahavalo Ny latabatro velariny Diloilo feno hanitra (Efa namontosany ahy) Safononoka tantely Ny kapoakako namboariny Fahasoavana no sisa Afaka ahiahy (Afaka ahiahy) Raha Jehovah no Mpiandry, sns... Ao an-tranonao ry Tompo No iriko hialofana Ka tsy afa-miditra any (Ny hetraketraky ny tany) Raha ny fonao feno antra No ho lamba hirakofana Ary ny androm-pifaliana Tsy ho lany (Tsy ho lany) Raha Jehovah no Mpiandry, sns...Кімнен көңлің қалды өмір сүргің келмей? Yücelerdeki Rabbim Tears Of The Saints บินดั่งนกอินทรีย์ Песня невесты Изцеление в Исусовите рани เพราะพระองค์ประเสริฐ Асманда укмуш шаар жаркырайт ПОКЛАНЯМ ТИ СЕ Chvála
Song not available - connect to internet to try again?