Raha maizina ny lalana Jehovah Tompo ô ! Hianao no iankinana, Hianao no jiroko. Tsy hitako izay hanjo, Fa takona amiko Ny andro sisa iainako, Izay nalahatrao. Na mbola ela velona, Na maty haingana, Ny zarako voatendrinao, Tsy te-hifidy aho. Fa Kristy ivelomako Raha mitoetra ; Ny faty tombondahiko Fodiana aminao. Ny fanompoako atý, Tsy mahavesatra ahy ; Tsy maika te-hiala etý Raha tsy antsoinao. Raha tapitra ny androko, Dia tsara lavitra Ny mody any aminao Hiala sasatra. Ny sitrakao no sitrako, Jehovah Tompo ô ! Ny teninao andrasako, Hianao no tokiko.yạ ḥyạh ạlmsyḥyẗ Táńirdiń jolymen alǵa júremin Across the Miles èr shí yī shì jì de zhōng guó rby ạ̉nạ ʿạyz Dio della terra e dei cieli Con Cristo en el barco Псалом 138:15-16 Бүх Хаадын Хаан В молитве склоняюсь я
Song not available - connect to internet to try again?