Raha manahy ny fanahy Azom-pahoriam-be, Ka ny aina mitaraina, Ranomaso mitete, Aza ketraka etý. Fa tazony ny arý. Ao miharo feo maro, Fatratra ny hira ao ; Ao mifaly ny nijaly, Ory teo, ravo izao ; Ao Jesosy Zokinao Faly hovantaninao. Hazon'aina tsy mba maina No maniry tsara ao, Voninkazo tsy halazo No ho fifalianao ; Faly ny nandre izao, Mainka fa ny tonga ao. Ry Mpamonjy, ho tra-bonjy Anie ny olonao ! Fa maniry ny tahiry Ao an-danitra aminao ; Mba faingàna Hianao Haka ny malalanao !Il profumo della lode ทั่วแผ่นดินนมัสการ Están mis tiempos en tu mano Халлелүяа Эзэн захирна Вежа, Вежа, Вежа миян Ыджыд Енмӧй Я буду за тебя всегда молиться Дин тола İşittin mi, yavrum, sesimi ? Break Every Chain Miłość cudowna
Song not available - connect to internet to try again?