Raha manjavona ny andro voasarona avokoa Ny tendrombohitra avo sy ny lohasaha koa Sy ny renirano tsara izay mangarana madio. Tsy hita ankehitriny fa manjavona anio. Na manjavona aza anio Nefa ao ambony ao Ny mazava lalandava Tsy miova na mandao // Matokia, ry sakaiza Aza kivy hianao. // Raha misava indray ny andro, dia ho hita avo-koa Ny tendrombohitra avo sy ny lohasaha koa Sady ao ny renirano ka mangarana izao, Ka afaka ny zavona nanarona azy tao: Na manjavona aza anio, sns... Raha mbola aty an-tany ka vahiny izahay, Manjavona matetika tokoa ny andronay. Na dia ao ny masoandro aza, takona izy 'zao Fa maizina ny andro, ka tsy fantatra fa ao: Na manjavona aza anio, sns... Raha tapitra ny dian'ny fanahinao aty, Fatiny Ka lasan'Andriamanitra ho aminy ary, Tsy hanjavona ny andro, fa tsy misy rahona ao, Hazava ery an-danitra avokoa ny andronao. Na manjavona aza anio, sns...Асманда ааламдын Теңирине Мәсіхтің сөзімен ашылды mn ywm mạ qblt ḥbyby yswʿ heights of love Isoning sevgisi sevgisi byn ydyk ạlḥạnyẗ يا صخرة الدهور قد ضربت من أجلي Мүждəм мəним, Хош Хəбəрим, bạlʿz ạ̉mr wrfʿ rạsy جولۇعۇشۇۇ مەنەن قوشتوشۇۇدان
Song not available - connect to internet to try again?