(Maintimolaly) Raha mijery ny hazo Nijalian'i Jesosy, Tsy misy izay malaza Na izay mirehareha. Aza miavonavona, Fa indro ny Mpanavotra ; Ny dian'i Jesosy Kristy No arahina isan-andro. Indro ! ny rany mandeha, Voahombo ny tànany, Nijaly, ka dia maty Nisolo olo-meloka. Raha ahy 'zao tany izao Sy ny aminy rehetra, Tsy ho azoko havaly Ny fitiavan'i Jeso. Ny foko omeko Azy, Fanahiko hatolotro ; Tsy mba mendrika Azy 'zany Fa Jeso no mety mandray.Босогтун Израиль Исцели моё сердце больное Гел ей кутсал Рух долдур бизи Etoile d'or للجالس على العرش Rejoice! การถวายเป็นพระคุณหนุนนำเนื่อง Uno hay que tomó mi lugar Sa nu merg dup-un străin في البدء كان الكلمة
Song not available - connect to internet to try again?