Raha misy mampahory, Indro, Jeso Tomponao ; Tsy afoiny tsy akory, Aza kivy hianao. Raha rava ny harena, Ka ho mafy ny manjo, Mbola misy famonjena, Aza mety kivy fo. Raha misy mampahory, Indro, Jeso Tomponao, Tsy afoiny tsy akory, Aza kivy hianao. Raha misy ady mafy, Indro, Kristy herinao ; Raha avy ny mpandrafy, Raiso koa ny sabatrao. Raha tamy hanangoly, Ilay fahavalonao, Ka mandrobo ny devoly, Mba aingao ny vavakao. Raha misy ..sns. Na marary mafy aza Ka mangirifiry ao, Ary na ho faty aza Ka handao ny havanao, Mbola misy antenaina, Indro, Jeso avotrao ; Famonjena avotr'aina, Indro, raiso ho anao. Raha misy ..sns.ها نحن يا رب الورى Имя Его إنت اللي تقدر BU DÜNYA YALAN DÜNYA О, Исусе Nakloň ucho Víc lásky, víc moci 1, 2, 3, 4, 5 prsty rátajú Qol, yuragim Everything
Song not available - connect to internet to try again?