Raha tonga anio ny Tompo, Amin-kery lehibe, Ka arahin'ny mpanompo Sy anjely marobe ; Moa ho faly hianao Ka hidera ny Mpamonjy Izay nanavotra aina anao ? He ! ho simba sy ho rava Izao rehetra àry izao, Ka hifankahita tava Ny natao sy ny Mpanao, Moa ho faly ....sns. Maso maro no mijery Ilay nijaly fahizay, Fa ny mino Azy ihany No ho faly rahatrizay : Moa ho faly ....sns. Rehefa tonga re ny Tompo Mba hitsara izay natao, Hitomany ny tsy mino, Fa hanatrika Azy ao : Moa ho faly ....sns. O ! avia re, ry Tompo ! Mba hanjaka aminay, Hahatonga anay mpanompo Hiara-paly Aminao : O! avia, ô ! avia, Fa ny olonao rehetra Dia maniry indrindra Anao.Izahay natao batisa Gedərəm hara göndərsən zài shēn yè lǐ shéi tà zhe làng من الهلاك نجاني يا الله يا أصحاب Iisustung budunga yǐ sè liè a nǐ yào tīng zhe O Tată Sfânt noi Te iubim Благодатта Дойде В Мен Хаанчлал Айсуй
Song not available - connect to internet to try again?