Raha tsy Jehovah No manao ny trano, Dia miasa foana Ny mpanorina. Raha tsy Jehovah No miambina àzy, Miari-tory foana Ny mpiambina. Nahavita trano Ny mpianakavy, Ka mifaly, ravo Nahatsangana Nefa koa tsaroana Fa Jehovah Tompo, Feno fitahiana, No nanambina. Mankasitraka aho, Ary koa misaotra An'Ilay Nahary Be fitiavana. Izay rehetra ahy Dia nomen'ny Ray ; Eny, ity trano Dia avy taminy. Tompo ô ! tahio Izay miditra ato ; Dia arovy koa Izay mivoaka; Mba monena ato, Miaraka aminay Anjakao ny trano, Hiadananay.Gib mir Liebe ins Herz, lass mich leuchten Never gonna let me go Chvála Ti Kriste Qýanyńdar búgin búkil álem Je čas hľadať Pána Tsy renao va ny feon'ny Ray? هاووا، هاووا عیسانی مِن سُییَن Lampak hitiu أفراحي معاك بتزيد Жодна Могила не Втримає Тебе
Song not available - connect to internet to try again?