Rahoviana no ho lany Ny manjo atý an-tany ? Jeso Vatolampiko Ampy hiankinako. Mahereza, ry fanahy Aza manana ahiahy, Jeso itokiako, Hampionona ny fo. Ny mahory dia mandala, Ringana ny fahavalo, Ny atý hilaozako, Mba handray ny lovako. Mino aho, ry Mpamonjy, Fa ho tena voavonjy : Afakao ny heloko, Hianao isaorako. Dia ho lany ny mahory, Ka ho samy tafavory Eo anatrehanao, Izahay mpanomponao.Тоолору бийик, көгүлтүр асман Bir Sevgi أحمي يا رب بلادنا Ho imparato a sorridere KA BAWI A NUNG THAN TI KA HNGALH 神为你成就大事就在现在 สมควรแก่พระสิริ Pri jasliach stojím pokorne مەنىن ۉمۉتۉم Přijď, Bože, Otče náš
Song not available - connect to internet to try again?