Tompo Malala Tsitoha, inty aho Izao vao nandre ilay feo niantso ahy Tsapako anatiko ao ny herinao Mitaona ahy mba hiverina Aminao. Raiko ô ! Raiko ô ! Inty aho Raiso mba ho isan'ireo zanakao Fa izaho 'zay nania dia hiova Hanaraka ny didinao Ray ô! Jesosy Zokiko ô ! Raiso aho Ho isan'ireo zandrinao tianao Neniko ireny taloha fa hiova aho Raiso aho ! Raiso aho Jeso ho Anao. Tompo ô! Tompo ô! Inty aho Raiso mba ho isan'ireo zandrinao Fa izaho 'zay nania dia hiova Hanaraka ny didinao Jeso!Аллилуйя Глория лишь Богу будет слава Tu ami Cristo? మా ఇంటి పేరు పశువుల పాక Ако всичко имах без Исуса Иегова Ире все усмотрит Jesus sweet Jesus in me Tu Gracia أنا هاملا الكون ترنيم LEVÁNTATE رِبّیم مِنینگ نورومدیر
Song not available - connect to internet to try again?