Rainay ô, Mpamorona! jeso ô, Mpanavotra, Ary ny Mpananatra; Mihainoa, ry Tompo! Hianao no foto-tsoa Sy harem-panahy koa, Handrosoanay tokoa; Mihainoa, ry Tompo Be ny heloka natao, Be ny famindramponao, Mamelà anay izao; Mihainoa, ry Tompo Malahelo izahay, Fa maditra hatrizay, Aza mba mandao anay; Mihainoa, ry Tompo Mba diovy ny fonay, Hatanjaho ny sainay, Ahitsio ny dianay; Mihainoa, ry Tompo Be tokoa ny indrafo Izay naseho ho anay, Tena latsaka ao am-po; Mihainoa, ry Tompo! Eny, famonjena re, Hahitanay aim-be, No he, vitanao tety; Mihainoa, ry Tompo Aina, hery, andro koa No atolotray tokoa, Mba hahaizanay ny soa; Mihainoa, ry Tompo Ho Anao tsy tapitra; Haja, dera, saotra koa, Ho Anao mandrakizay; Mihainoa, ry Tompo Amena.Lihatlah Sekelilingmu الله طريقه كامل Nem volt ég, se föld még بقوة لاسم يسوع من ألفين سنة rạ̉ytk ywmaⁿạ Магтан дуулцгаая Hrad prepevný je Pán Boh náš Advent, Advent Да, да, Иисуса я люблю
Song not available - connect to internet to try again?