Rainay be fitia ! Avy izahay Hila zava-tsoa Ato Aminao ; Mihainoa anay. Rainay tsy miova ! Mijere anay, Zanaka nikomy, Fa naverinao : Maneke anay. Rainay be fiantra ! Menatra izahay, Dia mba mifona Eo imasonao Miantrà anay. Rainay be harena ! Mpanome ny soa ! Izahay mahantra, Mitaraina hoe : Manomeza anay. Rainay be fitia ! Indreto izahay Avy mba hitondra Saotra ho Anao : Aza lavinao.ИСУС ТИ САМ ДОСТОЕН СИ أبى الملك Solo a Te ạllh mḥbẗ من أنا لأصير Jesus use me ساقتاچى، تەڭىرىم، ساقتا مەنى قۇشتاردىن ۅز ۇياسى بار Nous tous, qui reflétons Endrey ny voninahitrao
Song not available - connect to internet to try again?