Rainay ô Masina ! Tompon'ny lanitra, Izay tia anay ; Kiady sy mandanay Ho fiarovana, Izay hitokianay Mandrakizay. Jeso ô, Tomponay ! Lalana marina Amin'ny Ray ! Fahamarinana Ary fiainana Azonay aminao Ry Tomponay ! Fanahy Masina ô ! Irak'i Jesosy Tonga etý ; Manazavà anay Amin'ny maizina ; Ny hevi-dratsinay Esorinao ! Andriamanitra ô ! Telo fa tokana, Tompo iray ; Aza mandao anay, Ory sy reraka Noho ny heloka Izay momba anay. Aza tsaroanao Ny hadisoanay, Ry Tompo ô ! Fa mamelà anay, Noho ny Zanakao Ka manomeza anay Ny fo madio.rby̱ ạ̉nhḍn knystk O'nun lütfu daha fazla دايماً بتغفر لى أنا باشكرك ياربي Kvůli Tobě Күнүмдүк жыргалдар Сен айттың zhōng xīn zhù fú tʿlyq 3 El Varon Prospero
Song not available - connect to internet to try again?