Rainay ô, Mpamorona ! Jeso ô, Mpanavotra, Ary ny Mpananatra : Mihainoa, ry Tompo ! Hianao no foto-tsoa Sy harem-panahy koa, Handrosoanay tokoa : Mihainoa, ry Tompo ! Be ny heloka natao, Be ny famindramponao, Mamelà anay izao : Mihainoa ry Tompo ! Malahelo izahay, Fa maditra hatrizay, Aza mba mandao anay : Mihainoa ry Tompo ! Mba diovy ny fonay, Hatanjaho ny sainay, Ahitsio ny dianay : Mihainoa, ry Tompo ! Be tokoa ny indrafo Izay naseho ho anay, Tena latsaka ao am-po : Mihainoa, ry Tompo ! Eny, famonjena re, Hahitanay aim-be, No efa vitanao tetý : Mihainoa, ry Tompo ! Aina, hery, andro koa No atolotray tokoa, Mba hahaizanay ny soa : Mihainoa, ry Tompo ! Ho Anao tsy tapitra Haja, dera, saotra koa Ho Anao mandrakizay : Mihainoa, ry Tompo ! oOoSplinters and Stones Өөрийнхөөрөө байгаа бүхнээ swf yạ̉ty fy sḥạb Великий Бог создатель небес. صوته بيعلا Môj Pán ma pozval lmạ qlby ybqy̱ mlkk Теңир бүт элди алкагысы келет Есүс Есүс ариун ба тослогдсон Мы что-то теряем
Song not available - connect to internet to try again?