Raiso ho Anao ny foko, Ry Jehovah Raiko ô ! Mitoera atý am-poko Mba ho tompon- trano ao, // O, ry Raiko ! Mitoera ao izao // Raiso ho Anao ny foko, Ry Jesosy Tompo ô ! Tsy mba vola, fa ny foko No atolotro Anao : // Raiso, Tompo ! Fa fanati-tsitrapo // Raiso ho Anao ny foko, Ry Fanahy Masina ô ! Hazavao ny ao am-poko, Diovy ho tempolinao : // Indro, raiso ! Itokany ho Anao // Tsy harindriko ny foko, Fa vohako ho anao ; Ka midira atý am-poko, Manjakà irery ao : // Eny, Tompo ! Raiso aho ho Anao //Čo sa toľko staráme Дүүрэн يسوع المسيح هو هو أمساً Svätý ...Svätý je náš Boh všemohúci Земля я здесь временный житель bạrk sẖʿbk Ježíš je světlo světa Talita Kum, Anak, Bangkitlah Bernyanyilah, Puteri Sion 无怨无悔
Song not available - connect to internet to try again?