Raisonao ry Tompo soa, Ny fanatitray izao ; Hamasino avokoa Izay atolotray Anao, // Raiso re, ho Anao, Ho fanati-tsitrakao ! // He, Anao, ry Tompo soa Izay rehetra anananay Ny harena, vola koa, Taminao, Jehovah Ray, // Raiso re, ..sns. // Na dia kely aza, Tompo, Ka tsy mendrika Anao, Raiso ho entina hanompo Sy hanao ny sitrakao. // Raiso re, ..sns. // Indro, Tompo, raiso koa Tena, fo, fanahinay, Mba ho fiasana koa Eo an-tananao izahay. // Raiso re, ..sns. Ho voninahitrao. //Qurbanlıq İsamız, Pasxa Quzumuz Времена года Qapilari acsan Zlaté město Грешник Слушай ухом веры Обратил печаль мою Ты в танцы Абадий I Toutes choses concourent au bien ạ̹nt ạllḥn ạlly bạ̉gẖnyh + ạ̉nt ạ̉ʿẓm Tra cielo e terra
Song not available - connect to internet to try again?